4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fitiavako anao - Kelly Rajerison

Tsy ho haiko angamba hoy aho

Ny hanambara aminao

Ny tena ato am-poko ato

Fa tsoriko teny mazava

Sy teny mamy tokoa

Nivoaka tanatiko tao

Mitory ny fitiavana anao



Tsy mba harena izy io

Na mahasodoka fotsiny ihany

Na misera-mandalo

Manome antoka kosa

Fa ny tsara amiko

Sy ny mba haiko rehetra

No omeko zaraina aminao



Raiso aho ka hotsarovy lalandava

Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany

Raiso aho toy ny fanilon'ny fiainana

N'aiza n'aiza toerana izay misy anao.

Partager ny fitiavako anao

Commenter ny fitiavako anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kelly Rajerison